Raha efa manana compte ianao dia eto tsindrina :

Mianàra Arduino sy ny fototrin'ny électronique ary ny Impression 3D

"Manomboka amin'ny tsy misy, miaraka amin'ny Mada Tinker"

Vidéos farany

Projet robot

Partie voaloany amin'ny projet robot izay nataoko !

Modélisation 3D

Iray minitra manao modélisation 3D an'ny logo Mada Tinker !

Unboxing

Manao unboxing an'ny Arduino UNO R4 wi-fi !

Card scanner

Mampiasa capteur RFID !

Capteur de température

Mampiasa DHT11 ahafantarana ny afanana ao an-trano !

Buzzer actif

Hiram-pirenena malagasy amin'ny alalan'ny buzzer actif !

Ny mpampianatra

Ilaina dia mpianatra Electronique sy Informatique industrielle.
Amin'ny alalan'ny vidéo mazava tsara izy dia hitarika anao hianatra Arduino sy électronique na dia mbola tsy mahay mihintsy aza ianao.